You are here: home > Tononkira > Vonjy

ANTSO (Vonjy)

https://tononkira.serasera.org/hira/vonjy/antso-3

ANTSO

Injany misy feo mibitsika ao am-po
Miantso sy maneho Fitiavana tokoa
Anaka atolory Ahy ny fonao
Hitoeram-pitiavana

Efa ela Izy no te handray anao
Mba hoTsiky dia ampy zanany atohany hatrizay
Anaka atolory Ahy ny fonao
Hitoeram-pitiavana

Miantso anao Izy mba hiverina
Miandry sy miala-nenina
Fa vonona hanome fiadanam-po
Maharitra, maharitra ny Fitiavany

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Vonjy
Mpamaky : 3782
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Rajim
Tamin'ny : 14/03/2006 03:57:23
ID : 3526

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo