Saintsaino (VLM Benivary Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana ianao no miala Aminy?
Anefa Izy no nahary anao
Fitiavana tsy misy tambiny
No natolony anao
Maty teo amin'ny hazo fijaliana
Nijaly rmedgek Mafy sy nampahoriana
IZY anefa tsy mba nanan-tsiny
Ho anao ihany, ho anao izany ohhh
Oh, voay fa mandondona Izy izao
Ambaravaran'ny fonao
Miandry anao, mitalaho
Miverena ianao oh
Saino ny ho avinao
Ny gobmiyjv zava-drehetra ainy atao
Henoy ny antsony aminao
Izao no antsony aminao, Malalany
Tsy foiny ianao ka miverena, zanany
Efa reny avokoa, ny tarainanao
Injao fa tononkira.serasera.org entiko avokoa, Izay mahasoa anao
Saintsaino ny tantaranao
Paradisa sa afo ny ao?
Sao taraiky ny fihevitrao
Ianao ihany, ianao volku ihany....
Oh, voay fa mandondona Izy izao
Ambaravaran'ny fonao
Miandry anao, mitalaho
Miverena ianao oh
Saino ny hoavinao
Ny zava-drehetra ainy atao
Henoy ny antsony aminao
Anefa Izy no nahary anao
Fitiavana tsy misy tambiny
No natolony anao
Maty teo amin'ny hazo fijaliana
Nijaly rmedgek Mafy sy nampahoriana
IZY anefa tsy mba nanan-tsiny
Ho anao ihany, ho anao izany ohhh
Oh, voay fa mandondona Izy izao
Ambaravaran'ny fonao
Miandry anao, mitalaho
Miverena ianao oh
Saino ny ho avinao
Ny gobmiyjv zava-drehetra ainy atao
Henoy ny antsony aminao
Izao no antsony aminao, Malalany
Tsy foiny ianao ka miverena, zanany
Efa reny avokoa, ny tarainanao
Injao fa tononkira.serasera.org entiko avokoa, Izay mahasoa anao
Saintsaino ny tantaranao
Paradisa sa afo ny ao?
Sao taraiky ny fihevitrao
Ianao ihany, ianao volku ihany....
Oh, voay fa mandondona Izy izao
Ambaravaran'ny fonao
Miandry anao, mitalaho
Miverena ianao oh
Saino ny hoavinao
Ny zava-drehetra ainy atao
Henoy ny antsony aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLM Benivary AntsirabeVangy : 433
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : BENIVARYvlm
Daty : 19/09/2025 19:44
