Saintsaino (VLM Benivary Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana ianao no miala Aminy?
Anefa Izy no nahary anao
Fitiavana tsy misy icgpvncd tambiny
No natolony anao
Maty teo amin'ny tononkira.serasera.org hazo fijaliana
Nijaly Mafy sy nampahoriana ojoylt
IZY anefa tsy mba nanan-tsiny
Ho anao ihany, ho anao izany ohhh
Oh, voay fa mandondona Izy izao
Ambaravaran'ny fonao
Miandry anao, mitalaho
Miverena ianao oh
Saino ny ho avinao
Ny zava-drehetra ainy atao
Henoy ny antsony aminao
Izao no antsony aminao, Malalany
Tsy foiny ianao ka miverena, zanany
Efa reny avokoa, ny tarainanao
Injao fa entiko avokoa, Izay mahasoa anao
Saintsaino ny tantaranao
Paradisa sa afo ny ao?
Sao taraiky ny fihevitrao
Ianao ihany, ianao ihany....
Oh, lfiivw voay fa mandondona Izy izao
Ambaravaran'ny fonao
Miandry anao, mitalaho
Miverena ianao oh
Saino ny hoavinao
Ny zava-drehetra ainy atao
Henoy ny antsony aminao
Anefa Izy no nahary anao
Fitiavana tsy misy icgpvncd tambiny
No natolony anao
Maty teo amin'ny tononkira.serasera.org hazo fijaliana
Nijaly Mafy sy nampahoriana ojoylt
IZY anefa tsy mba nanan-tsiny
Ho anao ihany, ho anao izany ohhh
Oh, voay fa mandondona Izy izao
Ambaravaran'ny fonao
Miandry anao, mitalaho
Miverena ianao oh
Saino ny ho avinao
Ny zava-drehetra ainy atao
Henoy ny antsony aminao
Izao no antsony aminao, Malalany
Tsy foiny ianao ka miverena, zanany
Efa reny avokoa, ny tarainanao
Injao fa entiko avokoa, Izay mahasoa anao
Saintsaino ny tantaranao
Paradisa sa afo ny ao?
Sao taraiky ny fihevitrao
Ianao ihany, ianao ihany....
Oh, lfiivw voay fa mandondona Izy izao
Ambaravaran'ny fonao
Miandry anao, mitalaho
Miverena ianao oh
Saino ny hoavinao
Ny zava-drehetra ainy atao
Henoy ny antsony aminao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLM Benivary AntsirabeVangy : 392
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : BENIVARYvlm
Daty : 19/09/2025 19:44
