Nifoha (Vlm Ampitatafika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hatreo aloha ny amin'iny, Aoka izay
Efa fiainam-baovao no mitsena Ahy
Ireo lasa ratsiko rehetra teo aloha
Efa vohadiony avoko,
Ity Foko nahantra feno ratra
Nofenoiny fitia ,
Jesosy o! Noho ny Aminao dia velona Aho
Indro tonga jarwtkpz , olom-baovao izao
Fanahy mahery anatiko,
Izay manosika Ahy, hanjohy ny lalanao
Fa Tompo mahery , no arahiko
Tsisy hatohitra Ahy, rava hatreo ny ahiahy
Raha maty Aho taloha,
Indro Aho velona,
EFA NIFOHA
Velona Aho, Velona Aho izao
Velona ho Anao
ooo ooo ooo !
Fa tena sambatra ny manana Anao
Mitombo fitia Analinao
Mahery aho misy eisplgr Anao
Mialoka ambany helatrao
Tsisy hatohitra Ahy, bjgoz rava hatreo ny ahiahy
Raha maty Aho taloha,
Indro Aho velona,
EFA NIFOHA (X2)
Tsisy hatohitra Ahy, rava hatreo tononkira.serasera.org ny ahiahy
Raha maty Aho taloha,
Indro Aho velona,
EFA NIFOHA
Velona Aho, Velona Aho izao
Efa fiainam-baovao no mitsena Ahy
Ireo lasa ratsiko rehetra teo aloha
Efa vohadiony avoko,
Ity Foko nahantra feno ratra
Nofenoiny fitia ,
Jesosy o! Noho ny Aminao dia velona Aho
Indro tonga jarwtkpz , olom-baovao izao
Fanahy mahery anatiko,
Izay manosika Ahy, hanjohy ny lalanao
Fa Tompo mahery , no arahiko
Tsisy hatohitra Ahy, rava hatreo ny ahiahy
Raha maty Aho taloha,
Indro Aho velona,
EFA NIFOHA
Velona Aho, Velona Aho izao
Velona ho Anao
ooo ooo ooo !
Fa tena sambatra ny manana Anao
Mitombo fitia Analinao
Mahery aho misy eisplgr Anao
Mialoka ambany helatrao
Tsisy hatohitra Ahy, bjgoz rava hatreo ny ahiahy
Raha maty Aho taloha,
Indro Aho velona,
EFA NIFOHA (X2)
Tsisy hatohitra Ahy, rava hatreo tononkira.serasera.org ny ahiahy
Raha maty Aho taloha,
Indro Aho velona,
EFA NIFOHA
Velona Aho, Velona Aho izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Vlm AmpitatafikaVangy : 624
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jonathan2794
Daty : 08/12/2023 14:23
