JESOSY RO SOLUTION (Vlm Ampitatafika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ty vola aragninao manga
Tsy mahatonga anao ariky
Da mbo varieo avao anao
Manjeky ro havako
Jesosy anefa izao
Mandigny efa ela anao
Mba himpody aminazy anao
Mifohaza abakoo
Ty olagna lavanao endre
Andeso amin'i Jesosy
Mpanandro yqqgml sikidinao engao
Jesosy ro solution
Lah'Izy ro aminao
Milamigny fiainanao
Mifikira aminazy anao Mahereza endriko

ref; ndre igno mahazo anao
mihatra amin'ny aignanao
Ndreo olagna tapitrisa
Jesosy tsy anary antsika
Vahaolagna omeko anao
Handrindra fiaignanao
Da tokotra anio manga e
JESOSY RO tononkira.serasera.org SOLUTION

Sika tanora mantajaky
manaraha an'i Jesosy
Fiaignana ambony tany ity
mandalo ro namako
Engao ny tokanao(engao)
ny besa rongoninao(ialao)
Hahazoanao fiaignana
mibebaha namako
ref; tbnjtnhx

DA TOKOTRA AGNIO MANGA E
JESOSY RO SOLUTION zmnjz

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Vlm Ampitatafika
Hits : 1223
Likes : 0 Like
Created by : vlm
Date : 18/07/2019 19:55
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3172