You are here: home > Tononkira > VLM Ampitankely

Voavonjy aho e (VLM Ampitankely)

Andramo ka izahao fa tsara Jehovah Ray Andriamanitra a a a
Fa Izy irery ihany no afaka hamonjy anao
Amizao olanao izao

Andramo ka izahao fa tsara Jehovah Ray Andriamanitra a a a
Fa Izy irery ihany no afaka hamonjy anao
Amizao olanao izao
            
Voavonjy aho e
(fa manana Anao ry Jeso Mpamonjy ahy e)    
Voavonjy aho e
(Ianao nifantsika tamin’ny hazo e e)        
Voavonjy aho e
(nanetry tena Ianao na dia mafy e e)      
Voavonjy aho e
(Misaotra re Zoky o)

Voavonjy aho e
(fa manana Anao ry Jeso Mpamonjy ahy e )    
Voavonjy aho e
(Ianao nifantsika tamin’ny hazo e e)        
Voavonjy aho e
(nanetry tena Ianao na dia mafy e e)      
Voavonjy aho e
(Misaotra re Zoky o)

O o o  o o o  o o o o
O o o  o o o o
O o o  o o o  o o o o
O o o  o o o o

Ka misaotra Anao ami_foko izao
Fa ny famonjenao tsy ho lany i
Ny fitiavanao no nahatoy izao
Hoderaiko ny anaranao

Ka misaotra Anao ami_foko izao
Fa ny famonjenao tsy ho lany i
Ny fitiavanao no nahatoy izao
Hoderaiko ny anaranao

Voavonjy aho e
(fa matononkira.serasera.orgnana Anao ry Jeso Mpamonjy ahy e)    
Voavonjy aho e
(Ianao nifantsika tamin’ny hazo e e)        
Voavonjy aho e
(nanetry tena Ianao na dia mafy e e)      
Voavonjy aho e
(Misaotra re Zoky o)

Voavonjy aho e
(fa manana Anao ry Jeso Mpamonjy ahy e )    
Voavonjy aho e
(Ianao nifantsika tamin’ny hazo e e)        
Voavonjy aho e
(nanetry tena Ianao na dia mafy e e)      
Voavonjy aho e
(Misaotra re Zoky o)

O o o  o o o  o o o o
O o o  o o o o
O o o  o o o  o o o o
O o o  o o o o

Ka misaotra Anao ami_foko izao
Fa ny famonjenao tsy ho lany i
Ny fitiavanao no nahatoy izao
Hoderaiko ny anaranao

Ka misaotra Anao ami_foko izao
Fa ny famonjenao tsy ho lany i
Ny fitiavanao no nahatoy izao
Hoderaiko ny anaranao

HODERAIKO(hoderaiko)
HODERAIKO(hoderaiko)
HODERAIKO ny Anarana a a ao

HODERAIKO(hoderaiko)
HODERAIKO(hoderaiko)
HODERAIKO ny Anaranao

HODERAIKO(hoderaiko)
HODERAIKO(hoderaiko)
HODERAIKO ny Anarana a a ao

HODERAIKO(hoderaiko)
HODERAIKO(hoderaiko)
HODERAIKO ny Anaranao
                          
A/C: NY Vatofantsika

Mpihira : VLM Ampitankely
Mpamaky : 349
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : fansDiez
Tamin'ny : 28/07/2020 09:11:20
ID : 12934

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo