Teraka anio (VLM Ampitankely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.(Teraka anio)
Teraka anio ny Tomponao
(Teraka anio)
Teraka anio 'Lay Jesosy
(Lay Mpanjaka)
Lay Mpanjakan’ny voninahitra
Zanak’Andriamanitra

Fiv Noely ny andro anio
Andro soa madio ka tadidio
Derao, ankalazao
'Lay Mesia zay tonga hamonjy anao

2.(Teraka anio)
Teraka anio Ilay Mesia
(Teraka anio)
Teraka anio 'Lay be fitia
(Nahafoy)
Nahafoy ny ainy ho ahy sy ho anao
Ho an’izao tontolo izTeraka anio
1.(Teraka anio)
Teraka anio ny Tomponao
(Teraka anio)
Teraka anio 'Lay Jesosy
(Lay Mpanjaka)
Lay Mpanjakan’ny voninahitra
Zanak’Andriamanitra

Fiv Noely ny andro anio
Andro soa madio ka tadidio
Derao, ankalazao
'Lay Mesia zay tonga hamonjy anao

2.(Teraka anio)
Teraka anio Ilay Mesia
(Teraka anio)
Teraka anio 'Lay be fitia
(Nahafoy)
Nahafoy ny ainy ho ahy sy ho anao
Ho an’izao tontolo izao

Fiv Noely ny andro anio
Andro soa madio ka tadidio
Derao, ankalazao
'Lay Mesia zay tonga hamonjy anao

Voninahitra any amin'ny Avo indrindra
Hosana ho an’ny Zanak’I Davida
Fiadanana ho ety ambonin’ny tany
Ho an’ny olona izay ankasitrahany

AC RALAINIRINA Valiteraao

Fiv Noely ny andro anio
Andro soa madio ka tadidio
Derao, ankalazao
'Lay Mesia zay tonga hamonjy anao

Voninahitra any amin'ny Avo indrindra
Hosana ho an’ny Zanak’I Davida
Fiadanana ho ety ambonin’ny tany
Ho an’ny olona izay ankasitrahany

A/C RALAINIRINA Valitera
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : VLM Ampitankely
Vangy : 1330
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fansDiez
Daty : 25/01/2019 22:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0731