Sambatra (VLM Ampitankely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho Jesosy o fa navotanaoTretrika aho satria tena tia ahy Ianao
Ho famonjena anay no dianao tety
Ka nahafoizanao ny ainao tao Kalvary
Sambatra aho Jesosy o fa navotanao
Tretrika aho satria tena tia ahy Ianao
Ho famonjena anay no dianao tety
Ka nahafoizanao ny ainao tao Kalvary
Fiv: Afaka aho, afaka tokoa
Voavonjy aho noho ny ranao soa
Na tsy mendrika aza dia notiavinao
Fahafatesana nanjary fiainam-baovao
Fiv: Afaka aho, afaka tokoa
Voavonjy aho noho ny ranao soa
Na tsy mendrika aza dia notiavinao
Fahafatesana nanjary fiainam-baovao
Sambatra aho Jesosy o fa navotanao
Tretrika aho satria tena tia ahy Ianao
Ho famonjena anay no dianao tety
Ka nahafoizanao ny ainao tao Kalvary
Fiv: Afaka aho, afaka tokoa
Voavonjy aho noho ny ranao soa
Na tsy mendrika aza dia notiavinao
Fahafatesana nanjary fiainam-baovao
Fiv: Afaka aho, afaka tokoa
Voavonjy aho noho ny ranao soa
Na tsy mendrika aza dia notiavinao
Fahafatesana nanjary fiainam-baovao
A/C: RALAINIRINA Valitera
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLM AmpitankelyVangy : 852
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fansDiez
Daty : 25/01/2019 22:54