Rano afo (VLM Ampitankely)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ranoafom-pahoriana
No ilomanosanay
Setrok’afom-pijaliana
No rivotra iainanay
Tsy mahatsiaro tena akory
Fa finaritra sy sahy
Dia miliba sy variana
Tsy mba manan’ahiahy

Fiv Miantso anao aho Jesosy ô
Ianao iqms hanafak’ahy
Fa ahsbf ny ra nalatsakao tononkira.serasera.org tety
Famonjena ny Fanahy
Aza avelanao ho very re
Fa vonjeo ny olonao
Mila Anao ny firenena
Ary izao tontolo izao

2.Olo-maro no variana
Mikorana milalao
Toa hadino fa mandalo anie
Izao fiainana izao
Dia mifoka sy migoka
Zava-mahadomelina
Misy farany ny ety ka sao ianao hanenina

Fiv lksutzjh Miantso anao aho Jesosy ô
Ianao hanafak’ahy
Fa ny ra nalatsakao tety
Famonjena ny Fanahy
Aza avelanao ho very re
Fa vonjeo ny olonao
Mila Anao ny firenena
Ary izao tontolo izao

A/C RALAINIRINA Valitera

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : VLM Ampitankely
Visites : 1012
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fansDiez
Date : 25/01/2019 22:54
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0574