Omeo ny Fanahy (VLM Ampitankely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Raha mandinika ny fiainako aho Jesosy ô
Dia mahatsapa fa mpanota sy mpaniasia
Eny na dia efa miezak'aza aho ny ho mpankato
Dia ny ratsy 'zay tsy sitrako no tanterahiko
Fiv: (Omeo ny Fanahy)
Omeo ny Fanahy Masinao aho Jesosy ô
(Tafio ny Fanahinao)
Tafio ny Fanahinao 'zahay ety
(Tantano sy vimbino)
Tantano sy vimbinonao ny dia
Mba hahazoanay 'lay Paradisa ary
2.'Lay satana fahavalonay dia pkjkhl mifofo ahy
Miasa andro aman'alina mba hamingana ahy
Dia velariny avokoa izay mety ho fandrika
Hahatonga ahy hihemotra na ho potraka
Fiv: (Omeo ny Fanahy)
Omeo ny Fanahy Masinao aho Jesosy ô
(Tafio ny Fanahinao)
Tafio ny Fanahinao 'zahay ety
(Tantano sy vimbino)
Tantano sy vimbinonao ny dia
Mba hahazoanay 'lay Paradisa ary
3.Trotraky ny ady izahay, reraka ny fo
Fa manjaka ny aretina fahantrana koa
Toa tsy hita intsony izay haleha, maizina izany dia
Mba meteza wvarobi re Fanahy ô hanazava ety
Fiv: (Omeo ny Fanahy)
Omeo ny Fanahy Masinao aho Jesosy ô
(Tafio ny Fanahinao)
Tafio ny Fanahinao 'zahay ety
(Tantano sy vimbino)
Tantano sy vimbinonao ny dia
Mba hahazoanay 'lay Paradisa ary
Fiv: (Omeo ny Fanahy)
Omeo ny Fanahy Masinao aho Jesosy ô
(Tafio ny Fanahinao)
Tafio ny Fanahinao 'zahay ety
(Tantano sy vimbino)
Tantano sy vimbinonao ny dia
Mba hahazoanay 'lay tononkira.serasera.org Paradisa ary
Mba hahazoanay 'lay Paradisa ary
Mba hahazoanay 'lay Paradisa ary
A/C: RALAINIRINA jmamrl Valitera
Dia mahatsapa fa mpanota sy mpaniasia
Eny na dia efa miezak'aza aho ny ho mpankato
Dia ny ratsy 'zay tsy sitrako no tanterahiko
Fiv: (Omeo ny Fanahy)
Omeo ny Fanahy Masinao aho Jesosy ô
(Tafio ny Fanahinao)
Tafio ny Fanahinao 'zahay ety
(Tantano sy vimbino)
Tantano sy vimbinonao ny dia
Mba hahazoanay 'lay Paradisa ary
2.'Lay satana fahavalonay dia pkjkhl mifofo ahy
Miasa andro aman'alina mba hamingana ahy
Dia velariny avokoa izay mety ho fandrika
Hahatonga ahy hihemotra na ho potraka
Fiv: (Omeo ny Fanahy)
Omeo ny Fanahy Masinao aho Jesosy ô
(Tafio ny Fanahinao)
Tafio ny Fanahinao 'zahay ety
(Tantano sy vimbino)
Tantano sy vimbinonao ny dia
Mba hahazoanay 'lay Paradisa ary
3.Trotraky ny ady izahay, reraka ny fo
Fa manjaka ny aretina fahantrana koa
Toa tsy hita intsony izay haleha, maizina izany dia
Mba meteza wvarobi re Fanahy ô hanazava ety
Fiv: (Omeo ny Fanahy)
Omeo ny Fanahy Masinao aho Jesosy ô
(Tafio ny Fanahinao)
Tafio ny Fanahinao 'zahay ety
(Tantano sy vimbino)
Tantano sy vimbinonao ny dia
Mba hahazoanay 'lay Paradisa ary
Fiv: (Omeo ny Fanahy)
Omeo ny Fanahy Masinao aho Jesosy ô
(Tafio ny Fanahinao)
Tafio ny Fanahinao 'zahay ety
(Tantano sy vimbino)
Tantano sy vimbinonao ny dia
Mba hahazoanay 'lay tononkira.serasera.org Paradisa ary
Mba hahazoanay 'lay Paradisa ary
Mba hahazoanay 'lay Paradisa ary
A/C: RALAINIRINA jmamrl Valitera
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VLM AmpitankelyVangy : 1236
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fansDiez
Daty : 28/07/2020 11:11
