You are here: home > Tononkira > VLM Ampitankely

Jesosy Tompo tsara (VLM Ampitankely)

https://tononkira.serasera.org/hira/vlm-ampitankely/jesosy-tompo-tsara-1

1.Maro ny fakampanahy
Zay mitady handrendrika ahy
Ny fiainantsika eto
Mampijaly mampisento
Soa fa teo Ianao Jesosy
LayMpamonjytsymandao
Tsy hanantahotra ny foko
Raha mitoetra eo anilanao

Fiv Jesosy Tompo Tsara ôI
Ndreto ny vahoakanao
Mitalaho mitaraina famonjena
Avy Aminao
Ianao no Mpanafaka
Mpamonjy azo antoka
Tano izahay mba tsy hania
Ianao hitantana ny dtononkira.serasera.orgia

2.Rendrarendra manodoka
Fisotroana sy ny loka
Reo no mamatotra ahy
Manageja ny fanahy
Soa fa teo Ianao Jesosy
LayMpamonjytsymandao
Tsy hanantahotra ny foko
Raha mitoetra eo anilanao

Fiv Jesosy Tompo Tsara ôI
Ndreto ny vahoakanao
Mitalaho mitaraina famonjena
Avy Aminao
Ianao no Mpanafaka
Mpamonjy azo antoka
Tano izahay mba tsy hania
Ianao hitantana ny dia

A/C RALAINIRINA Valitera

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : VLM Ampitankely
Mpamaky : 227
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : fansDiez
Tamin'ny : 25/01/2019 15:49:24
ID : 11304

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo