You are here: home > Tononkira > VLM Ampitankely

Jesosy ro tano soa (VLM Ampitankely)

https://tononkira.serasera.org/hira/vlm-ampitankely/jesosy-ro-tano-soa-1

1.Zendagna baba mijery gny magnodidigna
Mihanaka loatse ny filan’ny nofo
Koa magnenga anao e!
Andao! hanohits’an’ireo
Fa lehe tena tianao e moa ny tegnanao
Sy ireo e, namanao koa
Aza simbaina amin’ny fisotroan-toaka
Sy ny fifohana zava-mahadomelina

Fiv Fa satria...
Mandalo izao fiaignana izao
Sy ny filany
Fa izay manao ny sitrapon’Andriamanitra
Ro maharitsa mandrakizay
tononkira.serasera.org
2.Zao e ro hafatsa lazaina amintsika
Dieny mbola misy e ny fotoana
Koa manenga anao e!
MIBEBAHA,
Jesosy ro tano soa
Fa tsa mba hampitoviany eroa
ny manompo azy e,
Fa tsy maintsy havoakany mpandresy
Koa mandihana e arakin’ny fanahy e,
Dia mahareta,
JESOSY RO TANO SOA

Fiv Fa satria...
Mandalo izao fiaignana izao
Sy ny filany
Fa izay manao ny sitrapon’Andriamanitra
Ro maharitsa mandrakizay

AC R.M. Hanitra

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : VLM Ampitankely
Mpamaky : 235
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : fansDiez
Tamin'ny : 25/01/2019 15:49:34
ID : 11303

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo