You are here: home > Tononkira > VLM Ampitankely

Jesosy, ny hamarinanao (VLM Ampitankely)

https://tononkira.serasera.org/hira/vlm-ampitankely/jesosy-ny-hamarinanao-1

1.Jesosy ô ny hamarinanao
No lamba hitafianay
Amin’ny andro farany
Izany hifalianay

Raha hitsangana izahay
Handray ny lova Aminao
Dia tsy ho resy lahatra
Fa Kristy no Mpanavotra

2.ITsiky dia ampyo lamba io no mbola vao
Na levona zao tany izao
Haharitra tsy ho rovitra
havaozin’Andriamanitra

Ny maty hahare ny feo
Hiantso azy mba ho velona
Jesosy ny hamarinanao
No lamba hitafianay

AC RALAINIRINA Valitera

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : VLM Ampitankely
Mpamaky : 156
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : fansDiez
Tamin'ny : 25/01/2019 15:49:45
ID : 11302

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo