Mbola hotsaraina (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Malahelo mafy anie Jesosy
Amin'izao toetra ratsy fanaonao izao
Atsaharo re fa efa ampy izay satria
Sao hanjary ho neninao
REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty fo
'zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao
2) Tsy matahotra sy dia tena tononkira.serasera.org sahisahy
Amin-drendrarendra maro sy fakam-panahy
Ajanony re pguxxxsb izao filibana izao
Fa mbola ho tsaraina ianao
REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty fo
'zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy qclmanbc Izy izao
SVM Kristy Fiainana bjetzqjv Bemasoandro Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
Amin'izao toetra ratsy fanaonao izao
Atsaharo re fa efa ampy izay satria
Sao hanjary ho neninao
REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty fo
'zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy Izy izao
2) Tsy matahotra sy dia tena tononkira.serasera.org sahisahy
Amin-drendrarendra maro sy fakam-panahy
Ajanony re pguxxxsb izao filibana izao
Fa mbola ho tsaraina ianao
REF:
Tsisy miafina Aminy, fantany avokoa
Ny toe-panahy sy ny ao anaty fo
'zay rehetra vitanao sy kasaina atao
Dia fantatr'i Jesoa Tomponao
Malahelo mafy qclmanbc Izy izao
SVM Kristy Fiainana bjetzqjv Bemasoandro Itaosy
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Vetson'ny Fanantenana BemasoandroHits : 450
Likes : 1 Like
Created by : Sandyrandrianaivo
Date : 24/03/2025 09:12
