FALIFALY (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly miarahaba anareo izahay
Tafahoana soa amantsara eto indray
Miramirana tokoa, tononkira.serasera.org ravoravo ery ny fo
Notahian'ilay Tomposoa

REF:
Andro malaza sady soa
Andro miavaka tokoa
Andro handraisam-pamonjena
Tena andro volamena


Falifaly izahay mahita anao
Tena miramiran-tava toy fvtsd izao
Sambatsambatra tokoa, fa nandray zlwnhd an'i Jesoa
Tao anaty Fanahy vjnv sy fo?

REF:
Andro malaza sady soa
Andro miavaka tokoa
Andro handraisam-pamonjena
Tena andro volamena

(Tonalité C)
A/C: Ny Aingafito
By Sandy RANDRIANAIVO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro
Vangy : 625
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Sandosantos
Daty : 11/10/2023 12:34
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0448