Ankamantatra (Vahombey)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Afakafaka aho nahita arira fkjey nihantona anabakabaka eny
Lonjotra toa voankazo mamy miandry hotazana.
Afakafaka aho nahay nanongila-tsofina indray takariva
Nahare tanisa qegyrply angano fanaon’i Kaky rehefa diva hatory.
Hotehiriziko ao anatiko avokoa ireo andilatra vatosoa sy volamena.
Hotsotsofiko, diodioviko, polesidesiko.
Ho tarafin’ny masondro vao maraina.
Afakafaka aho mahita harena tsy ambarako n’iza n’iza.
Afakafaka aho tononkira.serasera.org mahita harena tsy ambarako afa iqdxznaw tsy amizay afa-po.

--------
Rohy: