You are here: home > Tononkira > Twokii

Mety ho tinao (Twokii)

Ra vola ts ananako o
Tsy ananako firy e
Fa raha tinao ny ho namako o
Ty ny vatako fihino
Fa tsy votery we vola ihany ange
Vo afaka miresak e
Ny anah fitiavana no betsaka e
Ka raiso fa efa nafohiko anao tanterak e
Enao nefa ty to miavina mangarika ts te alala a
Zah ange efa ela no naniry ihantso anao we malala


Fa zah ne tsy hotrizao dia mety we tinao itononkira.serasera.orghany
Ny akanjoko raha palitao d mety we tinao ihan  ×2



Ka aza tsaraina @ivelana zh fa ny ao anatiko efa babo
Fa zay manakarena raha resaka fitia na dia we mavo2 o
Ny aty ko mba mavou ninona anjo
Ntsika tsy holavo
Fa vonona zaho amelona anao @zay ananako avo
Ka aza atositosika fa tena potipotika potika @nao
Enao nefa tsy rotitra sady to madositra ka tsy itaku zay atao







Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Twokii
Mpamaky : 1675
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Nambtsu
Tamin'ny : 15/12/2017 19:06:25
ID : 10220

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo