Taralila (Twokii)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malala malala
Zay tia hono adala
Diso tara loatra ve zah
Sa iza no mahalala
Taraiky aho nefa ve tsy ambaratelo
Hivadika amzany menatra hiteny oe malahelo o
O malalako ho tia anah ve ianao
Malahelo zah raha toa ka tsy hoavy ianao
Satria ny anio efa nomaniko
Ny hamonjy anao lay mamiko
Palitao aza nindramiko

Ny foko midoboka otrany manao lamako
Midobodoboka be tsy mety miato
Na de kizitina aza ianao io tsy hialako
Na hampiandry ahy adin'ny zato o

Ianao ra tara ho'a ka hoa
Dia za mba taralila e
Raha hitady any an-kafa ianao
De za mivaralila e
Tsy notabatabaiko fa notiaviko mangina e
Ka androany ianao aloha mba nanaovako hira e

Henoy 'ty rahariva rehefa sendra ao an-trano o
Henoy 'ty raha manina ka sendra mba mahatsiaro o
Henoy 'ty fa avy am'foko tsy mba nafangaro o
Voafidy ianao tao anatiny maro o

Henoy 'ty rahariva rehefa sendra ao an-trano o
Henoy 'ty raha manina ka sendra mba mahatsiaro o
Henoy 'ty fa avy am'foko tsy mba nafangaro o
Voafidy ianao tao anatiny maro o

Ma la la la la

Vaky ny foko mipalpitaka no mangididy e
Korontana ny saiko ny tsiron'ny rorako mangidy e
Tsy haiko hoe ho aiza ihany e
Fa na ho any koa na tsy ho any e
Fahitako anao hamadika ny mangidy ho mamy e

Ity ary misy vazo iray
Mba hirahira ihany
Fa kalokalo ho anao
Dia ny inspirako tsy ho lany e

Ataoko hoe Fy na oe Fitia
Ohatra ny anarandry
Avy aty aminay mpakafy
Dia mba ampihenoy an'ireo namandry

Ka lazao izy e, lazao izy e fa zaho efa haka anao
To'dia vady tsy ankizy  zaho no dadan'ny zanakao
Hoavy mamiratra
Ny masoko efa nihiratra
Anh, mahita anao toa kintana

Ianao ra tara ho'a ka hoa
Dia za mba taralila e
Raha hitady any an-kafa ianao
De za mivaralila e
Tsy notabatabaiko fa notiaviko mangina e
Ka androany ianao aloha mba nanaovako hira e  

Henoy 'ty rahariva rehefa sendra ao an-trano o
Henoy 'ty raha manina ka sendra mba mahatsiaro o
Henoy 'ty fa avy am'foko tsy mba nafangaro o
Voafidy ianao tao anatiny maro o

Henoy 'ty rahariva rehefa sendra ao an-trano o
Henoy 'ty raha manina ka sendra mba mahatsiaro o
Henoy 'ty fa avy am'foko tsy mba nafangaro o
Voafidy ianao tao anatiny maro o


Malala la la la
Malala la la la
Malala la la la
la la la la la

Henoy 'ty rahariva rehefa sendra ao an-trano o
Henoy 'ty raha manina ka sendra mba mahatsiaro o
Henoy 'ty fa avy am'foko tsy mba nafangaro o
Voafidy ianao tao anatiny maro o

Henoy 'ty rahariva rehefa sendra ao an-trano o
Henoy 'ty raha manina ka sendra mba mahatsiaro o
Henoy 'ty fa avy am'foko tsy mba nafangaro o
Voafidy ianao tao anatiny maro o
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Twokii
Vangy : 1936
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 10/06/2020 19:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0733