Fafao (ft. Mijah) (Twokii)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho kosa tsy hiharitra tsy hahavita intsony raha ny zavatra hitako ô
Ny anao toa fitiavana alaina rony tsy ampy sira ka matsatso ô
Aleo angamba izaho hiala
Tso-drano no andrasako avy aminao
Aza arahana kafara ,
raha Toa ka any ankafa no hilalao
Miala tsiny Aho raha Toa ka hitsoaka e!!
Hainao ihany fa ny aty nge jokera
Za tsy hitotaly izay vavam-bahoaka fa ny ataonao mihitsy no tsy OK
Miala tsiny Aho raha Toa ka hitsoaka e!!
Hainao ihany fa ny aty nge jokera
Za tsy hitotaly izay vavam-bahoaka ....
F'izany ary ny tenin'i Twotwo

Réf : Ka roahy Aho ry Malala e!!
Fafao mihitsy ny tantarako ô!!
Roasy mihitsy aho ry Malala e!!
Ataovy hoe oatran'ny tsy nisy e!!
Adinoy aho ry Malala
Aleo izaho itady ny anjarako ô!!
Afoizo mihitsy aho ry Malala
Afoizo aho raha tianao bé mihitsy e!!

Ô maman'zanako ô!
Mba tandrineso kely e!!
Miala tsiny oa raha hiala aminao zaho
Lazaiko aminao androany ho'aho fa efa tsy tanako e!
Tilapia latsaka an-drano ho'aho zah'
Tsy very ho'aho fa handeha hamonjy namako e!

- Ento resakinao papany e!! Fa izaho koa manana ambara

Ka Zao Ary e!!
Tsofy Rano Zaho fa handeha hitady e!
Izay anjarako ô!
Ka aza arahana alahelo e!
Fa mbola lavitra ny lalako e

- Mandehana mahità mitady e, izay anjaranao

Manomboka eto samy manana ny lalany
Vonoy hatreo ny anarako e!!

Réf : Ka roahy Aho ry Malala e!!
Fafao mihintsy ny tantarako ô!
Roasy mintsy Aho ry Malala e!
Ataovy hoe ohatran'ny tsy nisy e!
Adinoy aho ry Malala
Aleo izaho hitady ny anjarako ô!
Afoizo mihitsy aho ry malala
Afoizo aho raha tinao bé mihitsy e!

+ Ka roahy Aho ry Malala e!!
Raha tena tinao rangaha zaho dia adinoy e!
Roasy mintsy Aho ry Malala e!!
Aza arahana alahelo fa mbola lavitra ny lalako
Adinoy aho ry Malala
Aleo zah rangaha hitady Izay ho anjarako ô
Afoizo mihintsy aho ry Malala eeee

Tsofiko Rano ianao raha handeha
Fafako mihintsy ny tantaranao
Ny antsika roa efa tsy tafa e
Ataoko hoe ohatran'ny tsy nisy e!
Tsofiko Rano ianao raha handeha
Aleo izaho hitady ny anjarako
Ny antsika roa efa tsy tafa e iah
Afoiko ianao na tiako bé mihitsy

Réf : Ka roahy Aho ry Malala e!!
Fafao mihintsy ny tantarako ô!
Roasy mintsy Aho ry Malala e!
Ataovy hoe ohatran'ny tsy nisy e!
Adinoy aho ry Malala
Aleo izaho hitady ny anjarako ô!
Afoizo mihitsy aho ry malala
Afoizo aho raha tinao bé mihitsy e!

F'izany ary ny tenin'i Twotwo e
Isaorana anie i Twotwo
Mijah Io neggah
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Twokii
Vangy : 1023
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 19/02/2022 08:26
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0122