Hiandry aho (Twokii)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nolalaovinao zah tam'izany
Ireo ditranao nozakaiko teny ihany
Nampirafy ianao fa zah tsy namaly
Saingy tsy mba reraka aho ny nandefa teny mamy ho anao
Inoako fa tsapanao reny
Fa mety hoe misy tsy ampy anao kely
Tsisy tsiny fa efa voadiko
Hiady ho anao zah averiko ombieny
Ka na mbola hitady aza enao
Na mbola te hanalazy aza ianao
Na mbola te hanao zavatra hafa any ankafa
Tsy quoi fa afaka miandry aho

Ka na inona ataonao hiafiko
Na mbola ho sazy aza efaiko
Hanary anao tsy ho haiko
Raha hadisoako aleo jinjaiko
Fa sitrapo tsy nisy nibaiko
Safidy efa tato an-tsaiko
Ny foko efa nohidiako
Ho anao re ry tiako

Hiandry hiandry aho
Hiandry anao foana zah

Ka na ho tsinana aza ny volana
Na hilatsaka aza ny orana
Na hatsiaka tsy hay lazaina
Hafanana migaingaina
Tsisy ahasakana ahy zany e
Ny ho leo aloha tsy hisy
Fa nenah enao ihany e
Tsy ilaiko na de metisse
Ka anaovako azafady e
Fa zah tsy hiala aminazy e
Na hanao ahoana ny hiafarany
Ilay voadiko tsy hiova zany
Fa hiandry anao zah hiandry e
Na inonkidona hitranga eo
Na mbl hitady aza enao hanala azy ianao
Zah tsy hiala fa hiandry e
ie ie


Ka na inona ataonao hiafiko
Na mbola ho sazy aza efaiko
Hanary anao tsy ho haiko
Raha hadisoako aleo jinjaiko
Fa sitrapo tsy nisy nibaiko
Safidy efa tato an-tsaiko
Ny foko efa nohidiako
Ho anao re ry tiako

Hiandry hiandry aho
Hiandry anao foana zah
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Twokii
Vangy : 1710
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 06/03/2021 19:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4569