Mety ho tinao (Twokii)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ra vola ts ananako o
Tsy ananako firy e
Fa raha tinao ny ho namako o
Ty slejvo ny vatako fihino
Fa tsy votery we vola ihany ange
Vo afaka miresak e
Ny anah fitiavana no betsaka e
Ka raiso fa efa nafohiko anao tanterak e
Enao nefa ty to miavina mangarika ts te alala a
Zah ange efa ela no naniry ihantso anao dzuedas we malala
Fa zah ne tsy hotrizao dia mety we tinao ihany
Ny akanjoko raha palitao d mety we tinao ihan ×2
Ka aza tsaraina @ivelana bfdfsg zh fa ny ao anatiko efa babo
Fa zay manakarena raha resaka fitia na tononkira.serasera.org dia we mavo2 o
Ny aty ko mba mavou ninona anjo
Ntsika tsy holavo
Fa vonona zaho amelona anao @zay ananako avo
Ka aza atositosika fa tena potipotika potika @nao
Enao nefa tsy rotitra sady to madositra ka tsy itaku zay atao

--------
Link: