Ahy irery (Twokii)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Olon-tsotra ianao iny
Tsy diso safidy aho fa tiako mihitsy ary zany e
Tsy hosoloiko na oviana
Fa hokolokoloiko hatrany e

Mandrakizay e, ny faniriako ô
Tsy ho rava ny anay e, fa ialahy aloha mangina
Efa ninao zah neny a, ianao anah irery
Avelao 'zah hiteny a
Ah baby e, eh

Fa tiako ianao malala a
Ka tsy ho avelako
Na iza mitady handrava
Fa tiako ianao malala a
Ka tsy ho avelako ô
Na iza mitady handrava

Fa tazomiko ho anah irery e
Tazomiko ho anah irery e
Tazomiko ho anah irery e
Tazomiko ho anah irery e
Tazomiko ho anah irery ianao,
Tazomiko ho anah irery e
Tazomiko ho anah irery ianao
Tazomiko ho anah irery e.

Tsy amelako ianao tsy asiako ambiny
Fa tazomiko ho anah irery
Efa haiko fa ianao tsy mila tambiny
Fa fitiavana tsy antery a
Satria ny antsika efa masaka o
Dia ny ambiny mahaiza mionona
Izaho ve no nahandro nahamasaka
Dia ny sasany no hamantam-bonona
Sanatria, izaho tsy miditra amin'izany
Sanatria raha hoe izany no alehany any
Sanatria, ndana toude miala tany
Efa haiko, efa hitako ny lala-makany
Haiko elah fa te hanitsoka
Nefa ny fony efa lasan'i ra-Twokii
Raha zah elah toude mipitsika
Izy efa ela no natoky.
Tsy fantany mantsy fa efa laniko tsianjery
ny momba azy
Efa nomeko izay zavatra ilainy ka mbay mbay
Izaho koa matoky f'izaho irery no mba anazy
Tena fitiavana be tsy misy analana ny anay

Fa tazomiko ho anah irery e
Tazomiko ho anah irery e
Tazomiko ho anah irery e
Tazomiko ho anah irery e
Tazomiko ho anah irery ianao,
Tazomiko ho anah irery e
Tazomiko ho anah irery ianao
Tazomiko ho anah irery e.


Fa tiako ianao malala a
Ka tsy ho avelako
Na iza mitady handrava
Fa tiako ouh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Twokii
Vangy : 1594
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 01/11/2022 16:29
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0119