vavaka (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rainay ô!
ato anaty lalina, no miantso anao izahay
mba henoy ny vavakay
Rainay ô, indro atolotray ho anao fo sy saina tjcnl ary fanahy
mamindra fo, mamindra fo aminay
indro solafaka izahay e! ka miandrandra ny tananao
ref : tononkira.serasera.org fanantenana famonjena no irina avy aminao
yicblc mba raiso ho eo akaikinao
fahasambarana,fiadanana no irina avy aminao
mba raiso ho eo akaikinao
Rainay nlzyfmf ô! ato anaty lalina no mivavaka e!
miantso ny anaranao
Ray ô! Ray ô! indro atolotray ho anao fo sy saina ary fanahy
nefa izahay mbola ambakaina ka miantso anao hiaro ny dia
ref:...

--------
Rohy: