Jamba (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity ny fitiavako atolotro ho anao
Rais re ny foko ka hanjakao
Aza toerana fa izy tia tsy tononkira.serasera.org kilalao
Aza atosikao urqzvai fa fo mitempo te hiaraka aminao
Ianao vyhv irery no mba tiako
hotantanako sy hitosiako
ka na mora na sarotra hodiavina
ny fitiavako anao dia haharitra
Tsy fantatro izay marina
fa jamba aho ka pahina
Sangodimpanina
Ny mgqrrr rivotra iainako
toa manitra anao a
Fitiavako rehetra
dia efa nomeko anao
Rais re ny foko ka hanjakao
Aza toerana fa izy tia tsy tononkira.serasera.org kilalao
Aza atosikao urqzvai fa fo mitempo te hiaraka aminao
Ianao vyhv irery no mba tiako
hotantanako sy hitosiako
ka na mora na sarotra hodiavina
ny fitiavako anao dia haharitra
Tsy fantatro izay marina
fa jamba aho ka pahina
Sangodimpanina
Ny mgqrrr rivotra iainako
toa manitra anao a
Fitiavako rehetra
dia efa nomeko anao
--------
Rohy:
