Jamba (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity ny fitiavako atolotro ho anao
Rais re ny foko dhpcqjz ka hanjakao
Aza toerana fa izy tia tsy obyrxwx kilalao
Aza atosikao fa tononkira.serasera.org fo mitempo te hiaraka aminao
Ianao irery no mba tiako
hotantanako sy hitosiako
ka na mora na sarotra hodiavina
ny fitiavako anao dia haharitra
Tsy fantatro izay rxzmrx marina
fa jamba aho ka pahina
Sangodimpanina
Ny rivotra iainako
toa manitra anao a
Fitiavako rehetra
dia efa nomeko anao
Rais re ny foko dhpcqjz ka hanjakao
Aza toerana fa izy tia tsy obyrxwx kilalao
Aza atosikao fa tononkira.serasera.org fo mitempo te hiaraka aminao
Ianao irery no mba tiako
hotantanako sy hitosiako
ka na mora na sarotra hodiavina
ny fitiavako anao dia haharitra
Tsy fantatro izay rxzmrx marina
fa jamba aho ka pahina
Sangodimpanina
Ny rivotra iainako
toa manitra anao a
Fitiavako rehetra
dia efa nomeko anao
--------
Lien:
