Jamba (Tselatra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity ny fitiavako atolotro ho anao
Rais re ny foko ka hanjakao
Aza toerana fa izy tia tsy kilalao
Aza atosikao fa fo mitempo te hiaraka aminao
Ianao tononkira.serasera.org irery no mba tiako
hotantanako sy hitosiako
ka na mora na sarotra wpzh hodiavina
ny fitiavako anao dia haharitra
Tsy fantatro izay marina
fa jamba aho ka pahina
Sangodimpanina
Ny rivotra iainako
toa wwhitfv manitra anao a
Fitiavako rehetra
dia efa xdomi nomeko anao
Rais re ny foko ka hanjakao
Aza toerana fa izy tia tsy kilalao
Aza atosikao fa fo mitempo te hiaraka aminao
Ianao tononkira.serasera.org irery no mba tiako
hotantanako sy hitosiako
ka na mora na sarotra wpzh hodiavina
ny fitiavako anao dia haharitra
Tsy fantatro izay marina
fa jamba aho ka pahina
Sangodimpanina
Ny rivotra iainako
toa wwhitfv manitra anao a
Fitiavako rehetra
dia efa xdomi nomeko anao
--------
Link:
