Vanona (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
dhhejqyp Tia tononkira.serasera.org anao ny foko izao
Toy ny fonao tia ahy
Ao an-tratrantsika ao
Ny hasambarana voatahy
Firy moa no rnjs te-handrava
Ny fitiavantsika roa
Fa miala maina lava
Sady cixtz menatra avokoa
Miorina sy tsara fototra
Amintsika ny ho avy
Vanona ka tsy ho tototra
Amin’izay mpiaviavy
Toy ny fonao tia ahy
Ao an-tratrantsika ao
Ny hasambarana voatahy
Firy moa no rnjs te-handrava
Ny fitiavantsika roa
Fa miala maina lava
Sady cixtz menatra avokoa
Miorina sy tsara fototra
Amintsika ny ho avy
Vanona ka tsy ho tototra
Amin’izay mpiaviavy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo J'HayVangy : 12654
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Oullias
Daty : 24/12/2002 18:13
