Tsy hanenina (TNG (TAFIA New Generation))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ilay paradisa, izay nomanin'I Tompo ho anao
Tena tsara, tsy tantara
Fa fiainana mandrakizay, tsisy fetra
Koa mitaona, mitaona anao mba hanaradia
Hisafidy, tsy bxariuh hanidy
Fa hanolotra ny fonao
Mba ho azy
Ref: tsy hanenina ianao fa faly mahita izany
Ho sambatra sy ho finaritra anilan'I Ray
Tsy hanenina ianao fa Faly mihaina izany
Aoka tsy tara fa hanapak-hevitra tsara velrfgl ianao
2) Koa meteza, hiala tononkira.serasera.org amin'ny ratsy ianao
Tsy mateza, fa manary
Misarika ny fiainanao, mba ho very
Mifikira, aza miala amin'I yscsgwlv Jesoa
Ilay tsara, tsy tantara,
Fa miahy ny fiainanao
Tsisy fetra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TNG (TAFIA New Generation)Vangy : 10
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andrianandrasana
Daty : 31/10/2026 16:06