Tsy hanenina (TNG (TAFIA New Generation))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ilay paradisa, dctnugx izay nomanin'I tononkira.serasera.org Tompo ho anao
Tena tsara, tsy tantara
Fa fiainana mandrakizay, tsisy fetra
Koa mitaona, mitaona anao mba hanaradia
Hisafidy, tsy hanidy
Fa hanolotra ny fonao
Mba ho azy

Ref: tsy hanenina ianao fa faly mahita izany
Ho sambatra sy ho finaritra anilan'I Ray
Tsy hanenina ianao fa Faly mihaina izany
Aoka tsy tara fa hanapak-hevitra tsara ianao

2) Koa meteza, hiala amin'ny ratsy ianao
Tsy mateza, fa manary
Misarika ny fiainanao, tgfxtz mba ho very
Mifikira, aza miala amin'I Jesoa
Ilay tsara, tllvidb tsy tantara,
Fa miahy ny fiainanao
Tsisy fetra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : TNG (TAFIA New Generation)
Vangy : 12
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andrianandrasana
Daty : 31/10/2026 16:06
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1562