Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy hanenina (TNG (TAFIA New Generation))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ilay paradisa, izay nomanin'I Tompo mnslvqd ho anao
Tena tsara, tononkira.serasera.org tsy tantara
Fa fiainana rtwcavr mandrakizay, tsisy fetra
Koa mitaona, mitaona anao mba hanaradia
Hisafidy, tsy hanidy
Fa hanolotra ny fonao
Mba ho azy
Ref: tsy hanenina ianao fa faly mahita izany
Ho sambatra sy ho finaritra anilan'I Ray
Tsy jxxaahwu hanenina ianao fa Faly mihaina izany
Aoka tsy tara fa hanapak-hevitra tsara ianao
2) Koa meteza, hiala amin'ny ratsy ianao
Tsy mateza, fa manary
Misarika ny fiainanao, mba ho very
Mifikira, aza miala amin'I Jesoa
Ilay tsara, tsy tantara,
Fa miahy ny fiainanao
Tsisy fetra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TNG (TAFIA New Generation)Hits : 13
Likes : 0 Like
Created by : Andrianandrasana
Date : 31/10/2026 16:06