Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mifankatiava (Thierry d'Ihorombe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Andriamanitsa dia fitiavanaNy fitiavany ro nahariany an'izao tontolo izao
Nomeny ny Zanany Lahitokana mba ho famonjena antsika e
Ka i Jesoa Kristy Zanany ro mampianatsa antsika hoe:
Mifankatiava agnareo, tahaka nitiavako anareo
2- Itoy aho Razezo fa mikaika ahy Agnao
Aoka ny sitraponao ro ho tanteraka fa tsa ny ahy
Magneky aho amin'izay agnirahanao ahy
Ka hiaigna tokoa ny tarognao hoe:
3- Masina Maria Endrin'ny Zagnahary
Reny tsy mahafoy Hanao, Reny be Fitiavana
Mivavaha, mivavaha ho anay e
Mba hiaignanay ny Tenin-Janakao hoe:
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Thierry d'IhorombeVisites : 299
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ramanantsialonina
Date : 28/09/2025 06:27
