Mifankatiava (Thierry d'Ihorombe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Andriamanitsa xqmdp dia fitiavana
Ny fitiavany ro nahariany an'izao tontolo izao
Nomeny ny Zanany wcyjlf Lahitokana mba ho famonjena antsika e
Ka i Jesoa tononkira.serasera.org Kristy Zanany ro mampianatsa antsika hoe:

Mifankatiava agnareo, tahaka nitiavako anareo

2- Itoy aho Razezo fa mikaika ahy Agnao
Aoka ny sitraponao ro ho tanteraka fa tsa ny qzek ahy
Magneky aho amin'izay agnirahanao ahy
Ka hiaigna tokoa ny tarognao hoe:

3- Masina Maria Endrin'ny Zagnahary
Reny tsy mahafoy Hanao, Reny be Fitiavana
Mivavaha, mivavaha ho anay e
Mba hiaignanay ny Tenin-Janakao hoe:

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Thierry d'Ihorombe
Hits : 518
Likes : 0 Like
Created by : Ramanantsialonina
Date : 28/09/2025 06:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0443