tsiambaratelo (Tempo Gaigy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ref:
Lasa any e,²dia lasa hono izy e
lasa hono izy e,very aho re
lasa any e,²dia mprfr lasa hono izy e
tsy holazaiko aminao ry dada sy neny
Eny hatrizay qjzqz firy taon’izay
fiafiana e,tsaroako tsara izy izay
Tsy fantatr’i dada tsy fantatr’i neny
fijaliko e,dia ho ahy xoidtdiz samy irery
Na dia lasa aza ianao tiako ianao
hitomany irery aho ho anao
hanonofy indraindray tianao izaho
ref:.......
nisy ny alahelo nisy ireo tononkira.serasera.org tomany
hasambarana koa f’izao tsy anisan’izany
fony zazakely aho dia nanirery
dia niafy e,zara-raha nitafy.
Lasa any e,²dia lasa hono izy e
lasa hono izy e,very aho re
lasa any e,²dia mprfr lasa hono izy e
tsy holazaiko aminao ry dada sy neny
Eny hatrizay qjzqz firy taon’izay
fiafiana e,tsaroako tsara izy izay
Tsy fantatr’i dada tsy fantatr’i neny
fijaliko e,dia ho ahy xoidtdiz samy irery
Na dia lasa aza ianao tiako ianao
hitomany irery aho ho anao
hanonofy indraindray tianao izaho
ref:.......
nisy ny alahelo nisy ireo tononkira.serasera.org tomany
hasambarana koa f’izao tsy anisan’izany
fony zazakely aho dia nanirery
dia niafy e,zara-raha nitafy.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tempo GaigyVisites : 4301
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : tanjona
Date : 19/11/2003 08:13
