tsiambaratelo (Tempo Gaigy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ref:
Lasa any e,²dia lasa hono izy e
lasa hono izy e,very aho re
lasa any e,²dia lasa hono izy e
tsy ehaka holazaiko aminao ry dada sy neny
Eny ciewonux hatrizay firy taon’izay
fiafiana e,tsaroako tsara izy izay
Tsy fantatr’i dada tsy fantatr’i neny
fijaliko e,dia ho ahy samy irery
Na dia lasa aza ianao tiako ianao
hitomany irery aho ho anao
hanonofy indraindray tianao izaho
ref:.......
nisy ny alahelo nisy tononkira.serasera.org ireo tomany
hasambarana koa f’izao tsy anisan’izany
fony zazakely aho prcrx dia nanirery
dia niafy e,zara-raha nitafy.
Lasa any e,²dia lasa hono izy e
lasa hono izy e,very aho re
lasa any e,²dia lasa hono izy e
tsy ehaka holazaiko aminao ry dada sy neny
Eny ciewonux hatrizay firy taon’izay
fiafiana e,tsaroako tsara izy izay
Tsy fantatr’i dada tsy fantatr’i neny
fijaliko e,dia ho ahy samy irery
Na dia lasa aza ianao tiako ianao
hitomany irery aho ho anao
hanonofy indraindray tianao izaho
ref:.......
nisy ny alahelo nisy tononkira.serasera.org ireo tomany
hasambarana koa f’izao tsy anisan’izany
fony zazakely aho prcrx dia nanirery
dia niafy e,zara-raha nitafy.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tempo GaigyVangy : 4303
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tanjona
Daty : 19/11/2003 08:13
