Tora-po (Tarika Ny Hasim-piderana)

https://tononkira.serasera.org/hira/tarika-ny-hasim-piderana/tora-po

‘Ty olo-mahantra ity niantso Anao
Dia nohenoinao ny fivavako
Na dia hoe singany irery, na dia mba tsisy mpijery
Tsy nandà Ianao, nanaiky handray ny tanako
Misaotra Ray

Ka hira no indro atolotro, hira kely zay mba vokatry nytononkira.serasera.org fo
Fantatrao ny miafina anatiko ao sy zay mba mety ratrako am-panahy
Tsy haiko tantaraina raha ny fitiavanao

Ka hira indray, hira no asandratray
Ny teninao mpampahery fanahy
Fiderana manaka-danitra
Saotra no atolotray, fitiavanao o ry Ray ny fitiavanao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tarika Ny Hasim-piderana
Mpamaky : 427
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : heryfitiavana
Tamin'ny : 01/06/2018 20:31:42
ID : 10642

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo