Tonga hamonjy (Tarika Mpanangana ny Faneva)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga Hamonjy sy mba hanavao
Ny fonao sy ny fiaiananao
Ilay mpamonjy ,Nefa tsy noraisinao
Ilay fitiavany fa rmav nolavinao tsotrzao
Ahitra sy loto no mba nandray
Ilay Mpanjaka ny lanitra tety
Nefa ny fonao sy ny foko indrindra
No lapa katsahiny

      Nefa izy tsy mba nanery antsika
      Fa nanambitamby nandefitra koa
      Tsy mba namaly ny heloko
      Sy ny helokao fa be famindram po


Tonga ho sakaiza tsika mpanota
Fa tsy hiantso ny marina akory
Hamerina indray ireo efa very
Mba hiverina aminy indray
Izy no Lalana hizoratsika
Ho amin'ny fiaianana mandrakzay
Izy no Mpanjaka hitsara ny asa tsika
Ety rahatrizay
  tononkira.serasera.org    
        snst  Koa evero ny fanahinao ka
     olefuhtr     Homano handray ilay Mpanjaka
         Tsitoha ,sao dia hanenina rehefa
         Tonga ny andro hitsarana anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tarika Mpanangana ny Faneva
Hits : 10
Likes : 0 Like
Created by : Mpanangana01
Date : 24/09/2026 20:05
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0263