Tonga hamonjy (Tarika Mpanangana ny Faneva)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga Hamonjy sy mba hanavao
Ny fonao sy ny fiaiananao
Ilay mpamonjy ,Nefa tsy noraisinao
Ilay fitiavany fa nolavinao tsotrzao
Ahitra sy loto no mba nandray
Ilay Mpanjaka ny lanitra tety
Nefa ny fonao sy ny foko indrindra
No lapa katsahiny
Nefa lvkzs izy tsy mba nanery antsika
Fa nanambitamby nandefitra koa
Tsy mba namaly ny heloko
Sy ny helokao fa be famindram rgmxlk po
Tonga ho sakaiza tsika mpanota
Fa tsy hiantso ny marina akory
Hamerina indray ireo efa very
Mba hiverina aminy indray
Izy no Lalana hizoratsika
Ho amin'ny fiaianana mandrakzay
Izy no Mpanjaka hitsara ny asa tsika
Ety rahatrizay
tononkira.serasera.org Koa evero ny fanahinao ka
Homano handray ilay Mpanjaka
zrxaim Tsitoha ,sao dia hanenina rehefa
Tonga ny andro hitsarana anao
Ny fonao sy ny fiaiananao
Ilay mpamonjy ,Nefa tsy noraisinao
Ilay fitiavany fa nolavinao tsotrzao
Ahitra sy loto no mba nandray
Ilay Mpanjaka ny lanitra tety
Nefa ny fonao sy ny foko indrindra
No lapa katsahiny
Nefa lvkzs izy tsy mba nanery antsika
Fa nanambitamby nandefitra koa
Tsy mba namaly ny heloko
Sy ny helokao fa be famindram rgmxlk po
Tonga ho sakaiza tsika mpanota
Fa tsy hiantso ny marina akory
Hamerina indray ireo efa very
Mba hiverina aminy indray
Izy no Lalana hizoratsika
Ho amin'ny fiaianana mandrakzay
Izy no Mpanjaka hitsara ny asa tsika
Ety rahatrizay
tononkira.serasera.org Koa evero ny fanahinao ka
Homano handray ilay Mpanjaka
zrxaim Tsitoha ,sao dia hanenina rehefa
Tonga ny andro hitsarana anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika Mpanangana ny FanevaVisites : 9
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mpanangana01
Date : 24/09/2026 20:05
