Rahoviana indray vao hibebaka (Tarika Mpanangana ny Faneva)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rahoviana indray vao hibebaka
Dieny izao atomboy ny ezaka
Ndrao ho tonga tampoka aminao anie ugadfhb ny nenina
Ireo ita maro be anao anie ka tsy azo afenina
Ref : sgysuaxb andao ary isika hiaradia
Hiombom-po iray hifankatia
Hiara hanandrapeo sy hankato
Iray tokoa ny Tompo dia Jeso
Handao ny rendrarendra sy ny ota mahafaty
Ka hankalaza ilay mpamonjy tonga eto an-tany
Ny fandavanao tsy hahasambatra anao
Araraoty fa mandalo ny andronao
Manampetra ihany ny andronao ry tononkira.serasera.org manan'aina
Raha miala ety anie ianao tsy maintsy ho tsaraina
Ry olombelona ô ! ny tsara no fidio
Jeso no anjaranao ka Izy no hifalio
Ataovy tsara ao amponao ny tantarany
Fotory fa ho ediuz azonao tokoa ny tena antony

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika Mpanangana ny FanevaVisites : 10
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mpanangana01
Date : 24/09/2026 19:30