Rahoviana indray vao hibebaka (Tarika Mpanangana ny Faneva)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rahoviana indray vao hibebaka
Dieny izao atomboy ny ezaka
Ndrao ho tonga tampoka aminao anie ny nenina
Ireo ita maro be anao anie ka tsy azo afenina

Ref : andao ary isika hiaradia
Hiombom-po iray hifankatia
Hiara hanandrapeo sy hankato
Iray tokoa ny Tompo dia Jeso
Handao ny rendrarendra sy qezpa ny ota mahafaty
Ka hankalaza ilay mpamonjy tonga eto an-tany

Ny fandavanao oztakp tsy hahasambatra anao
Araraoty fa mandalo ny andronao
Manampetra xhba ihany ny andronao ry manan'aina
Raha miala ety anie ianao tsy maintsy ho tsaraina

Ry olombelona ô ! ny tsara no fidio
Jeso no anjaranao ka Izy no hifalio
Ataovy tsara ao tononkira.serasera.org amponao ny tantarany
Fotory fa ho azonao tokoa ny tena antony

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tarika Mpanangana ny Faneva
Hits : 11
Likes : 0 Like
Created by : Mpanangana01
Date : 24/09/2026 19:30
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0269