Izaho tsy handao na hahafoy anao (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/He ry Ray ô! misaotra sy mankasitraka
Misaotra sy mankasitraka Anao Tompon’ny Tompo
Nofidinao ka resy ilay mpamitaka
Lay tana-maherinao ry Ray nanala ny btgod loto
Fitiavan-dehibe natolotrao
Indro nomenao fitafiana vao
Mbola zsxe niteny ihany koa Ianao
“Izaho tsy handao na hahafoy anao”
He ry Ray ô! misaotra sy mankasitraka
Misaotra sy mankasitraka Anao Tompon’ny Tompo
Nofidinao ka resy ilay mpamitaka
Lay tana-maherinao ry Ray nanala ny loto
Fifaliana lehibe Ho an’izay mandre
Ka sahia manao hoe Tsy hatahotra aho
Fa Jesoa Mpamonjy Zay avy any ambony
No tononkira.serasera.org indro miaraka aminao
2/Ianao Ray no andry sy fiarovako
Ianao irery Ilay tokako Tompoko sy Andriamanitro
Na mahery aza ireo fahavaloko
Tsy haharesy ny sandrinao zay toky sy heriko
Fitiavan-dehibe natolotrao
Indro nomenao fitafiana vao
Mbola niteny ihany koa Ianao
“Izaho tsy handao na hahafoy anao”
Ianao Ray no rsofcgzz andry sy fiarovako

No indro miaraka aminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaVangy : 2294
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : faliherijaona17
Daty : 08/08/2017 21:30