Andriamanitra ihany (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He! Izaho kcbj izay mpanota sy mpania
Noraisinao ho zanakao satria
Nojinerinao Jesosy tamin'ny indrafonao
Satria tsy foinao
Nofikirinao xucl tsy ho very tamin'ny sandrinao
Satria malalanao
Fiverenana :
Andriamanitra ihany no itokio hatrany
Fa Izy Ilay tsy mba manary anao (Kristy)
Jesosy oh! jqhqk Omeo hery
Tarihonao tsy ho very
Ty zanakao hifikitra Aminao
Aza avelanao ho reraka izahay
N'inona ady hatrehanay ety
Hampianaro hahatoky sy handray ny Teninao
Amin'ny fiainanay
Ho Fanilo Mpanazava hitari-dàlana
Hanaraka Anao
Fiverenana : Andriamanitra ihany no itokio tononkira.serasera.org hatrany ... (×2)
Noraisinao ho zanakao satria
Nojinerinao Jesosy tamin'ny indrafonao
Satria tsy foinao
Nofikirinao xucl tsy ho very tamin'ny sandrinao
Satria malalanao
Fiverenana :
Andriamanitra ihany no itokio hatrany
Fa Izy Ilay tsy mba manary anao (Kristy)
Jesosy oh! jqhqk Omeo hery
Tarihonao tsy ho very
Ty zanakao hifikitra Aminao
Aza avelanao ho reraka izahay
N'inona ady hatrehanay ety
Hampianaro hahatoky sy handray ny Teninao
Amin'ny fiainanay
Ho Fanilo Mpanazava hitari-dàlana
Hanaraka Anao
Fiverenana : Andriamanitra ihany no itokio tononkira.serasera.org hatrany ... (×2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Masina ItaosyVangy : 1257
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anahy
Daty : 20/03/2024 16:37
