'LAY FITIA (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)

https://tononkira.serasera.org/hira/tanora-fanantenana-atsimonimahamasina/lay-fitia

Famonjena nentinao Jesoa tia
Ka nomena sy hanjaka ety
'Lay fitiavanao feno hamamiana
'Lay fitia nomenao aminay

Fantatrao Ray fa malemy izahay
Mora fenoTsiky dia ampy fankahalàna ao am-po
Ka maniry Anao hampitoetra
Aminay ilay fitiavanao Jesoa

'Lay fitia, 'lay toetranao
Manome fo sy saina vaovao
Arotsahy hanjaka ety
Mba ahaizanay mifankatia.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA
Mpamaky : 2642
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : pinou
Tamin'ny : 08/03/2011 15:00:08
ID : 5994

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo