HITORY NY ANARANAO (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saotra dera ho tononkira.serasera.org Anao ry Andriamanitra mahery
Noho ny voninahitrao sy ilay Anaranao ambony
Fa tsy sitrakao ry Tompo ny hasasaranay ho very
Fa xwguvn nirahinao hatrany izahay andeha hitory (Anao)

Hitory ny Anarao amin'ny rahalahiko aho
Izay no voadiko mpamonjy aiujtuvn mandram-pialako eto an-tany
Ô arovy lalandava, pdsdx ajoroy sy hatanjaho
Tsy ho resin'ny satàna fa handresy hatrany hatrany

Taona maro nifandimby no nitoriana ny herinao
Nefa mbola sesehena no tsy mba manam-pifaliana
Ka ny aiko, ireo talentako sy izao heriko izao
Dia atolotro ho Anao ry Ray, ho fitaovam-pitoriana (Anao)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0416