HIRA HO ANAO (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira no asandratray ho Anao 'lay mpanjakanay
Hira jdnmuth no asandratray ho Anao ry Andriamanitray
Hira no asandratray ho Anao krcfvbld ry Jesoa zokinay
Hira no asandratray ho Anao f'Ianao xdeknva no Tomponay
Koa andeha hiaraka aminay ianao hidera ilay tsitoha
Ilay Andriamanitra mahery, 'lay Tompo tia mpamindra fo
Gloria haleloia no asandrato indray
Ka torio fa tononkira.serasera.org Jesoa mpanavotra tokoa
Ka torio Jesoa mpanavotra tokoa
Hira hosana no asandratray ry Ray
Hira hosana ry ilay mpanjakanay
Hira hosana no asandratray ho Anao
Hira vokatry ny fo ho Anao ry ilay Tomponay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVangy : 3196
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pinou
Daty : 18/08/2010 10:40