Selibatera (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza tsiny, miala fondro aho, tsy hoe za no tsy tia an-dri, fa,Raha hoe resaka fitia dia... efa teo aho niala akia,
Nahazo mamy, nahazo nangidy, tsy afenina anao koa fa nankafy,
F'aleoko nisafidy ny tsy hiara-dia aminy,
Satria efa narodany aho, dia natontany tamin'ny tany,
Nefa koa natsangany ho mafy kokoa noho ny omaly,
Fa aleo foana aloha za hijanona ho selibatera,
Fa tsy mahafaty anie hoy aho ny mandeha irery ah,

Tonga eo foana ny anjarako na ho ela aza.
Aza ankinina amiko,
Ny fiainanao, ny fonao
Fa zaa mbola tsy te hierika...Hierika fitiavana,
Fa raha hoe resaka momba an'izany,
aleo lazaiko anao ny marina,
Vao tsy ela aho no efa fay, ka aleo mihitsy aloha hilamina.
Satria efa narodany aho, dia natontany tamin'ny tany,
Nefa koa natsangany ho mafy kokoa noho ny omaly,
Fa aleo foana aloha za hijanona ho selibatera,
Fa tsy mahafaty anie hoy aho ny mandeha irery ah,
Fa aleo foana aloha za hijanona ho selibatera,
Fa tsy mahafaty anie hoy aho ny mandeha irery ah,
Tonga eo foana ny anjarako na ho ela aza.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanjona RandrianariveloHits : 1740
Likes : 0 Like
Created by : Tsiory03
Date : 04/02/2025 09:50