Misaotra sy Midera (TANINKETSA FJKM Ambohibao Antehiroka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Faly grjefut izahay misaotra sy midera Anao,
Nahatraranay izao andro anio izao
Andro izay natokana
mba hanompoana Anao
Hiderana Anao Andriamanitra
Ref:
Dia fihobiana no atolotray Ray o!
Firaisankina figyku no iainanay (iainanay)
Hanakoako ny lazanao
Manerana izao tontolo izao
Hira Fiderana hatrany no atolotray
Hitarihanay ny ankizy namanay
Fa Jesoa ilay zanakin’ny Ray dia be fitia
Izay mitaona antsika mba hifankatia
Ref:
Dia fihobiana no atolotray tononkira.serasera.org Ray uhdwa o!
Firaisankina no iainanay (iainanay)
Hanakoako ny lazanao
Manerana izao tontolo izao
Nahatraranay izao andro anio izao
Andro izay natokana
mba hanompoana Anao
Hiderana Anao Andriamanitra
Ref:
Dia fihobiana no atolotray Ray o!
Firaisankina figyku no iainanay (iainanay)
Hanakoako ny lazanao
Manerana izao tontolo izao
Hira Fiderana hatrany no atolotray
Hitarihanay ny ankizy namanay
Fa Jesoa ilay zanakin’ny Ray dia be fitia
Izay mitaona antsika mba hifankatia
Ref:
Dia fihobiana no atolotray tononkira.serasera.org Ray uhdwa o!
Firaisankina no iainanay (iainanay)
Hanakoako ny lazanao
Manerana izao tontolo izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANINKETSA FJKM Ambohibao AntehirokaVangy : 914
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : herizols
Daty : 14/04/2023 10:02
