he ry mpanota (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)he lukzudnw ry mpanota nanary ptijsskd tononkira.serasera.org fanahy o
tsisy ny vonjy antenaina intsony
mba te hibebaka nefa tsy sahy sao
tsisy ny vonjy antenaina intsony
ref:
ny marina anefa
eny e, tsy aockjm misy natao tsy ho faty anie
samy miandry ny anjarany rahatrizay
maty fa tsy mba nibebaka akory re
helo no honenany mandrakizay
2)masina hono ireo izay milaza hoe
mino fa tsy mba nanota ny fony
tsara ny asa fanao ka dradraina hoe:
tsisy ilàna mibebaka intsony
3)tonga e ny Tompo hanome famon jena ka
tokana monja ny fetra ilainy
ireo izay mibebaka no hovonjena ka
misy ny tena mpanota fa tiany
tsisy ny vonjy antenaina intsony
mba te hibebaka nefa tsy sahy sao
tsisy ny vonjy antenaina intsony
ref:
ny marina anefa
eny e, tsy aockjm misy natao tsy ho faty anie
samy miandry ny anjarany rahatrizay
maty fa tsy mba nibebaka akory re
helo no honenany mandrakizay
2)masina hono ireo izay milaza hoe
mino fa tsy mba nanota ny fony
tsara ny asa fanao ka dradraina hoe:
tsisy ilàna mibebaka intsony
3)tonga e ny Tompo hanome famon jena ka
tokana monja ny fetra ilainy
ireo izay mibebaka no hovonjena ka
misy ny tena mpanota fa tiany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINAVisites : 2111
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : toubiby
Date : 24/09/2016 10:00
