he ry mpanota (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)he ry mpanota nanary fanahy o
tsisy ny vonjy antenaina jwsbym intsony
mba te hibebaka nefa tsy sahy sao
tsisy ny vonjy antenaina intsony
ref:
ny marina anefa
eny e, tsy misy natao tsy ho faty anie
samy miandry ny anjarany rahatrizay
maty fa tsy mba nibebaka akory re
helo no honenany mandrakizay
2)masina hono tononkira.serasera.org ireo izay milaza hoe
mino fa shhw tsy mba nanota ny fony
tsara ny asa fanao ka dradraina hoe:
tsisy ilàna mibebaka intsony
3)tonga e ny Tompo hanome famon jena ka
tokana monja ny fetra ilainy
ireo izay mibebaka no sxjvl hovonjena ka
misy ny tena mpanota fa tiany
tsisy ny vonjy antenaina jwsbym intsony
mba te hibebaka nefa tsy sahy sao
tsisy ny vonjy antenaina intsony
ref:
ny marina anefa
eny e, tsy misy natao tsy ho faty anie
samy miandry ny anjarany rahatrizay
maty fa tsy mba nibebaka akory re
helo no honenany mandrakizay
2)masina hono tononkira.serasera.org ireo izay milaza hoe
mino fa shhw tsy mba nanota ny fony
tsara ny asa fanao ka dradraina hoe:
tsisy ilàna mibebaka intsony
3)tonga e ny Tompo hanome famon jena ka
tokana monja ny fetra ilainy
ireo izay mibebaka no sxjvl hovonjena ka
misy ny tena mpanota fa tiany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINAHits : 2074
Likes : 0 Like
Created by : toubiby
Date : 24/09/2016 10:00
