Tsy hamela anao irery (STK Ambohijanaka fivoarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And.1 (x2)
Ra ny lasako tompo ô!
Borahiko aminao
Tsy mendrika ahy akory
Ny Lanitrao
Ref : (x2)
Nefa moa ny teninao nilaza
Tonga Jeso hitady
Hamonjy sy hanafaka ny very
tsy hamela anao irery
And.2 (x2)
Ireo ditran'izao tontolo izao
Izay nambabo ahy
Nampisy ratra sy takaitra
tena mafaitra
Ref : (x2)
Nefa moa ny teninao qkulqayr nilaza
........
And.3 (x2)
Ho anao zay tononkira.serasera.org mbola variana
Ary koa toa sondriana
Tsy mba mety paot miova
Jeso miantso
Ref : (x2)
Nefa moa ny ctdhxpm teninao nilaza
........
Ra ny lasako tompo ô!
Borahiko aminao
Tsy mendrika ahy akory
Ny Lanitrao
Ref : (x2)
Nefa moa ny teninao nilaza
Tonga Jeso hitady
Hamonjy sy hanafaka ny very
tsy hamela anao irery
And.2 (x2)
Ireo ditran'izao tontolo izao
Izay nambabo ahy
Nampisy ratra sy takaitra
tena mafaitra
Ref : (x2)
Nefa moa ny teninao qkulqayr nilaza
........
And.3 (x2)
Ho anao zay tononkira.serasera.org mbola variana
Ary koa toa sondriana
Tsy mba mety paot miova
Jeso miantso
Ref : (x2)
Nefa moa ny ctdhxpm teninao nilaza
........
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK Ambohijanaka fivoaranaHits : 927
Likes : 0 Like
Created by : vahiny.plume
Date : 22/10/2023 13:23
