Zanako ianao (1) (Solofon'i Asafa Soatsihadino)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zanako ianao, adidiko ihany tononkira.serasera.org koa
Tsy misy tiako mihoatra noho itiavako anao
Ato am-poko ianao, n'aiza n'aiza misy anao
Satria zanako ianao dia tiako koa
Nafoiko ho vovhixhl anao ny Aiko ho fanavotana anao
Niaritra Aho izay tokony uistnwcc ho anao
Ankehitriny, aza manahy f'Izaho hiady ho anao
Zanako ianao dia tiako koa
Hanome saina anao sy hampianatra ny lalanao
Hitsinjo anao ny masoko sy hanolo-tsaina anao
Koa aoka hatoky f'Izaho tsy mba handao anao
Zanako ianao dia tiako koa
Zanako ianao dia tiako miax koa
Zanako ianao
Tonony sy feony : RAFANOMEZANTSOA Roméo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Solofon'i Asafa SoatsihadinoVangy : 10
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andria1730
Daty : 22/09/2026 03:55